Mangataka fanampina
septembre 25, 2009
Mila tànana izahay ry ‘zalahy/zavavy ah. Amin’ny resaka vaovao, vazo, clips sns … Raha misy any dia mba alefaso. Ny tanjona eto dia ny hanaparitaka ireo vokatra manerana ny nosy amin’ny alalan’ny fandaharana. Misy afaka apetraka eto amin’ny blog koa ny ampahany amin’izany. Koa dia manainga antsika rehetra izay mivohy sy ao anatin’ny tontolon’ny HH Gasy mba hanome tànana araka izay tiany.
Ity ny mailaka raha mila fanazavana fanampiny : hhdago_at_gmail.com
Big up daholo!
4 Commentaires
laisser un →





mlay le izy fa tohizo e.de bon courage dooly.eric avy aty americ iany e
mlay l rap gasy ry zalah fa tohizo a. eric avy aty americ ian e
Za mahavita REMIX milay B @ FLstudio8 ;VirtualDj ;Sonar8 …
@ ardjdago5(at)gmail.com andéfaso méssage dé oméko é!!!
Ny vokatra misy foana ary betsaka ny tsara (be koa anefa ny ratsy!!!) fa ny média no mandidy ary izay mandoa vola no mandeha!
grrrr….