Antso ho Anao – Zon’Olombelona eto Madagasikara
décembre 16, 2009
Hira novokarin’ny Sarysyfeo.mg izay tsy atoro antsika intsony fa anisan’ny sangany eo amin’ny famokarana rakitsary (Afondasy, Takodah sy NgahB, Karnaz …) eto amin’ny tanàna. Eto dia niketrika niaraka tamin’ny Y-mar, Raboussa ary Xtah ry izalahy amina tetik’asa momba ny zon’olombelona eto Madagasikara. Marihina fa nahazo fankasitrahana avy amin’ny Firenena Mikambana izy ity nandritra ny fankalazana ny zon’olombelona ny 10 Desambra lasa teo.
10 Commentaires
laisser un →





Vaovao kely misokatra ny Site Web tangala http://www.tehina.tk
Milay eh!
Mankasitraka éhh!! Tsara lôtra !!
Tsara kosa lo le izy eh………………Sady manome lesona be.
j’adore la chanson que y-mar,xtah et raboussa ont fait pour madagascar
c’est juste bien en plus jkiff tous les cahnteur qui chante dedans!! ^^
jles embrasses mdr!! bisous bye !!
reveko be ranga lé vazo a!!!CriE fts met leo hatr@ zao an!ary aiza kay no mety mahita ny tonony?ok mlay e!
ouai c trop cool raboussa j’adore ts de toi
milay be ilay hira eh !!!! na henoana foana ary tsy makaleo , zahay ranga mba omeo ny tonony a sa aiza no mety misy an le izy ???
Ao amin’ny tononkiran’ny Serasera nga tsy misy? Izahay aloha mbola tsy manana fa hihezaka ny hitady dia zaraina eto ihany raha mahita.
Mlay le vazo e!!Ny met zw d asaina mandinka adin’1 anio vazo io ny pitondr retr2 amzay mb mandros ty firenenan-tsik ty e!!lol!!F n blem zw d ts mis pitondr mieno sy mrara le vazo!!Ok zala a!