Interview Koms
Tafa kely version speed niaraka tamin’i Koms tao amin’ny Facebook.
1) Iza moa i Koms?
Nivonjohary Ranaivosoa 27 ans mariée 1 petit garcon.
2) Inona no antony nahatonga an’ koms ni-RAP?
Ny antony mo d tena tsotra b. ny fankafizana an le mozika rap,mozika tiako, d ngamb n azo lazaina hoe tombony keli d ny fifaneraserana tamn n kofboay mpilalao teny ankatso tam 1997 / 1998
3) Tsy nanahirana v zany oe jôba ni-rap zany t@ zany fotona?
Somary nanairana keli ian a!!!!! satry ts d tena mbol b ny tovovavy milalao an l hh tam zany!!!d matetik az sokajian ol sasany hoe marginale mais bon n essentiel kan T b1 ds ta peau , peu importe ce ke pense les otr!!!ny ol akaiki ana ko tena nanohana b mints!!lol donc …
4) Inona ny souvenir tsara nanamarika an’ toi tao anatin’ny HH malagasy?
M jemaim b v ra hanao za hoe tsara daol sady mafnartr fona ny ao anatin lay tontolo!!!! fa ra oh ka ts maints misafidy 1 za d aleo atao hoe le aftershow reny!!!mafana tsara ny ambiance sadi ts manantsahala mints
5) Tsy enoeno intsony Koms eo @ sehatrin’ny rap gasy, inona no mety antony
zay alo d tena marina . ts heno2 mints noho ny adidi aman andraikitra , eo koa ny fiainan tokantrano kely, fa mbola eto fona ka . manohana foana an ty kolontsainantsika ty.
6) Ny fahitan’ i Koms ny HH malagasy @ zao fotona?
ny HH am zao tena azo lazaina hoe mirobo2 fatratra , tiako marihina keli ny HH ny andriambavilanitra izay tena efa miha besaka tokoa sady miha mivoatra hatrany seulmt mis ian ko reo mc fosika !!!! lol b d otran hitako ts d ampi lotra ko ny emission , site internet , ts haiko n tena manazava anazy fa ny sensibilisation an le culture hiphop btsk ian manko n tena mbol ts d tena mahafantatr tsar fa mand1 antendrony tena big up b ho anareo mampahafantatra sy mbol manome fitokisana n hh alo e
7) Hafatra ho an’ny pikifa HH eto @ tanana
Ny hafatra d vohizo tsara ty kolontsainantsika ty r zala d aleo mifanome tanana hatrany hanandratana avo an azy ty. ts mety tsn le mfamingana am le rsk ambony sy ambany gorodona d aza miala amin hh fa tohizo hatrany…
Isaorana i Besorongola






sure!!! mlay lotra eh!!
Misaotra an’i KOMS nanaiky nosamborina tampotampoka tao @ facebook natao interview e!!MMM
"btsk ian manko n tena mbol ts d tena mahafantatr tsar fa mand1 antendrony"! MARINA B!
Peace.
Mafnaritra e! Oviana no afaka hainoana ao @ site — Lamozika.net —