Skip to content

Dago midona – Kilo Watt

avril 2, 2009

West :
Io West Coast fa manaitra ny ambo-po
Zaho mitabataba ka mamoha nèy ambiroa
Izay manana alahelo manna-dolom-po
Alefa tabataba mizaka legna amboa
Eh l’amboa!
Tsy asiako kafara fa anatin’ny HH
HH oh oh!
Kaiata
Tsy mizaka anao mantsintsiny vavanao
Volavolagnao mampitokiky
Dago m’dona Kilo Watt koa tsy nilona
Tacepe ino ? Kara an’izany nininao
Miseho endry ko
Raha ampianarin’e magnafo nanao
Aza mivola fa olon-kafa anao
Mivolagna fa olo fuck anao
Oma faka anao renao zay
Telo mosketera magnino
Raha niker-na
Manozongozona eny nefa tsy mampienjera
Zaho tsy mavozo legan amboa R
Aleoko mitokiky fa mandany lera
Eh eh eh

Kim:
Pedeso da fucka miday sa Eny
Verso East Coast tsy anao zay Eny
Izy mbola mihevitra ny tenany ho tsara
Tsy hainy intsony moa an’iza ny ara
Izy, azy ! Dago m’dona
Dago m’dona
Aleo zay nilona
Oh, my Negizy fa mifona
Fa ho entiko hitsara handray hanandona

Izy ve ny fomba liana
Zany ve ny bandy
Any ve ny joba
Ao fa racaille fa tsisy ny avoaka
Zany rap gasy fa tena HH
Za Killo Watt mi-attaque efa kiasa
Zany rehetra an !
Ainy daholo
Feonao fotsiny mampitsangam-bolo
F’efa tsy ainao ve ny move anaty shit
Motsotsa ataovy fling mampivika
Yeh sakaiko ratsy fika
Za tsy analika (an, an, an)

Ref:
Scarla vavy eh ! no anay e !
Io le rap Gasy no asandratray
Ity le zay le Kilo Watt misôma rap ity
Dago m’dona, izy kô mandona anatin’ny move ny MC

Publicités
One Comment leave one →
  1. Tix permalink
    septembre 14, 2009 8:50

    Big up be an’ireo sipa 2 be henjana reo e! Aiza ho aiza @zao ntena Album ?

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :