Skip to content

D.M.F (Dobo Miandry ny Farany) – Takodah & Ngah B

avril 2, 2009

[NGAH-B] Aoka hizaka ny anjarany ze namono nahafaty e
Fa ny tsara ataoa aza misy farany de
Mainka ve fa ny vono olona syyy
Ny fandatsahan-drà ireo Olombelona tahak’ah
Manam-panah ireo na de tsy gridragidra
Eny am-ponjan’antanimora aza Ingah
Angah le eritreritra manenjika vita mora r’ise
Mangidy ny rora atelina mila tsy ho telina
Le sain-dratsy manahy mielina manelingelina
Ny tava mivalo mainty mivaloarika be
Tô manahy be ihany fa le ranom-bary tô
Alohalika k’izay vô misy hatsikaritra
F’izy le gourou lohandoham-pisorona
Laharana voalohany tompo marika tamin’le
Raharaha nahalavo an ‘ i Kolonely
Tamin’le vono olona maro ts’hita velively

REF:    Ze namono nahafaty miantso ny todiny
Dobo miandry ny farany (2) miandry ny sarany
Ôtran’ny tsy aina ny aina (2)
Ze namono nahafaty miantso ny todiny
Dobo miandry ny farany

[TAKODAH] Akoholahy mikopaka mandratra an-tendakely mitelina
Lasa amborona avy ireo mpanelingelina
Mikisaka ny andro manaloka
Amin’ny rindrin’ny tamberina ny eritreritra no milalotra
Ampangain’ny fihetsika amboroa sisa tazana matetika
Tebiteby ao an-damosina ny akony mandrebireby
Tsy hay afenina mibeda mafy lôtra ny sandrin’ny nenina
Miezaka miala miezaka mitsôka sahirana
Aiza no hamikirana aiza izay mba varavarana azo idirana
Aiza ny saina no hitombina
Rahoviana ihany ary ity boky ratsy vao hikombona
Mikipy fa izay jerena rehetra mandatsa ny maso ts’hita
Mivadibadika ao anatin’ny nofy ny zava-bita
Mihamarefo mba tadidio tsara ao na-dohan’lah ny niafaran’ny Makbefo

REF: Ze namono nahafaty miantso ny todiny
Dobo miandry ny farany (2) miandry ny sarany
Ôtran’ny tsy aina ny aina (2)
Ze namono nahafaty miantso ny todiny
Dobo miandry ny farany

Shut Segondra fahanginana!!
Raha mbola loko mainty koa ny fisônana ralah lobaka fotsy ze namono nahafaty aoka hioty ny todiny raha mbola mandi-tany miodina ny faladian-tongony fa ozona ho an’ze mandatsak’aina le masoandro miposaka vô maraina iny e fa ozona ho an’ze

REF:Ze namono nahafaty miantso ny todiny
Dobo miandry ny farany (2) miandry ny sarany
Ôtran’ny tsy aina ny aina (2)
Ze namono nahafaty miantso ny todiny
Dobo miandry ny farany

Ôtran’ny tsy aina ny aina (7)
Ozy Takodah & Ngah-B ny aina loharano ny aina ny fo miforona tsy anjaran’lah ny mandatsaka ny ain’ny vô forona

Publicités
2 commentaires leave one →
  1. shado permalink
    septembre 24, 2010 10:59

    Apio rangah le mp3 rap gasy ato fa zay mba mila mihaino a.

    Big up

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :