Skip to content

Ingao ry ngah – Zigl

avril 2, 2009

Zao ry tsamy
eto zao ny tary
miezaka hitondra an’le RAP iharihary
ka tsy tsaiko za
na tary be famaritra
ny fijerika ahy aloha mba tary efa mba matotra
manainga ny akama manodidina ahy
‘ndao avôka ny RAPtsika fa kitna
hanenjana an’zay m’seho ho kitna
indrindra fa ny kozy atsipin’ny manodidina

aleo tsy miandry ny MC mbola tsy tonga
mbola mialokaloka any ambadiky ny bonga
ny ratsy tava koa tsy ho lany oliravina
miala tsiny @ la fa ny ahy mety mampandihy
samy sôvazy lty nefa ilaina
za ve no mivonto ko ty no manaintaina

ref:
rehefa milay le RAP faly ah
mila kalitao ty dia nikaly ah
ilain’la le RAP tamy ah
tsy afenim-penin-dava tahaka ny thalia

ho an’zay efa tato tamin’ny 94
ka mbola eto foana @ ‘zao tsy mety kivy
tsy mety tanako
ataoko manao salii
big up ho an’la, big up ho an’ny mpankafy
tsy matik’ambo ny tary fa ‘zao kosa ry tsamy
ny kofiboay tsy atoron’la feeling ambany tany
raha 10 taona zahay no tao anaty move
8 anatin’zay
niafina nanovo
ka normal zay zao raha sahy manenjana
atsofoko ato, avôkako ato ny kianao ry vendrana
rah MC
miala tsiny aloha fa zah tsy kofiboay anisan’ny bloken’ny filozofia
“RAP terre à terre” no miainga raha eto ny tary
rah mbola miseho beloha iantsoko ny tary ao @ ny kary
avôkanay le RAP aleo iharihary
ny RAPinao tsy haiko fa ny anay aloha tsy ariary
rah misy MC miseho manafintoana
ento aty akaiky aty fa za zao tafintohana
be ny tsisy ambara nefa te ho enoina
tsy menatra mikafa, ny akama no lotoina

ref:
arak’zany
tsy aty ialahy no mitapy fa ny bandy koa matoa mana mahazaka ary mahatanty
tsy de ilaiko atoron’la ny bi sy ba
“Operation pliage” ty, ndeh mipitsika
mazava ny kozy
tsy mila bla bla
fa ny ahy aza ty mbola mety iantsoko an’i Fanyah
ambon’tany amban’tany,
tsy any ny blem
fa refa RAP bomba de ampiakaro ambony scène
misy ny MC manao lohana tsin
cousine, cousin omeo ny tsin tsin tsin tsin
mihevitra ny tenany ho efa doyen
ankitsirano fotsiny zao m’pôter ny copain
apetrako eto, mikisaha refa tsy hanao
fa mila mijajika eny ampototsofinao
apetrako ihany, mikisaha refa tsy sahy
raha za ‘la mi-freine de miodina mipà
zay le marina kôziko tsy afinina
eto foana ny tary na misy aza ny blem
miandry ah, raha misy mitady ah
raha te hanan-jaza salama alaivo namana ah

Publicités
No comments yet

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :