Skip to content

Miverena – North and Center

avril 2, 2009

Jôba anan-kiray, reveko sy tena @ foko
‘fitiavakoa an »azy @taona, tsy mety miova loko
Nomeko azy daholo ny angovoko rehetra manontolo
Saingy ny hetraketrak’ilay fiainana, rava ‘lay fiarahana
Izaho no nanimba kôfa hafa no nitavana
nahazo tso-drana avy @ rainy, avy @na kilonga vavy kely iray

Réfrain:
I’m saying come back boy
I’m reading for you
My all in some boy now, i’m feeling a love
down live me like this ’cause I (missing you)²
you still love me , and I love

Any ianao ‘zao maheno de-tsarovy fa ..
‘Lay fitiavana natolotro anao
dia feno tsy manampetra,
ianao  ‘lay velona ato anantiko
tsy tantiko , tsy foiko ho faty na tapitra aza ny aiko
Fa mila tsy ho zakako mavesatra ‘lay nenina
l’ay adalako nissarako vita hatreo ny mipenimpenina
F’izao aty dia lasa manirery manannofy anao
tsy mahita masoandro, hazavana
isan’andro vaky izao.
ka tsy haiko r-jôba ny tsy hira ho anao
hanambarako sy hilazako ny ato am-poko @zao
Na dia andro iray monja aza dia sarobidy be mihitsy
Rha mba omenao izany ho sotroiko, ianao no tena tsy foiko.
Maika moa fa hiverina amiko ‘zato izy
ho tanteraka @zay lay nofinofiko sy fikasako
de- hi ampihariko.F’ianao lay velona ato anatiko.
Mahatoky f’efa maty ianao, saingy efa voafatotra
« any ny andro any volana zay hiverenan-tsika;
mbola mafana ‘lay fitia tsy maty ny foko tsy mangatsika »

Réf:

Faniriko efa hatry ny ela ny anao mandrak’izay
nefa toa sarotra ny lalana , mitarika andro mahamay
Dia aleko manantena sy miandrandra tsotra izao
hanomanako endrasako lay fiverenanao.
Dian’izao mba tsy ho tampoka izy indray andro any,
ahantra ketraka hitomany anitiko any.
Fendro² rano maso sisa no azoko natao
Mba hoentiko hatsiarovana ‘lay fitsikinao
soratako ny boky, reketiko ho tantara
Hanomezako toky hoan’reo taranaka am*para
Mangatsika ny fara² fa tena tsy ampy moûsta
4zao tsy be kafara, fa rha massotr’izy dia Oûsta!

Réf:

« Zay lay hafatra ho anao , dia veloma hono antsoiny »

Publicités
No comments yet

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :