Skip to content

Reprezent – Da Hopp

avril 2, 2009

Blaz .
Ao, tsika handao an zay tsy sahy
Tax  bendj jento blaz mandefa oh zao BouÏaka!
Hopp  da ato an-trano androany
Dimy Ampy Hery Ombam-Panah sy Paika hatrany hatrany
Big Up ho an’zay MC tsy niala hatram zay
Na teo aza ny sacra nampisaraka big up
Ol’ Skool sy ny Ambanigorodona amin’ny angovo
Samy manana ny hanitra ho azy reo fa sakamalao sy Avozo
Ra mibitaka ny kofy poinsa fa Ao rah
Zava-bita midika ho ezaka ao tsara
Yeah kobon lah ny fanao…
“ Ay, represent na aiza na aiza io papa a!

Jento.
Fanevatsika omaly androany ampitso tsy miova
He androany tsika miaka-drova
Akaiky ny masoandro, Lavitry ny faty
Rah mbola mihodina ny tany zay tsy maintsy hirapy
Fanajana ny H2 sy  ny B-Ara
Tongavanay zay zay mila hoa fa zay tsy te- hahalala
Rah ny revy  ny tsy ampy  efa nitondra  zay, nitondra zay
Fandresena no tsy ampy efa nitondra zay, nitondra zay

REFRAIN:
Misolo tena( 2), ny Haintso Haintso  ô !
Misolo tena (2), na aiza na aiza  ry tsamy
Misolo tena (2), yo  mandrakizay
Misolo tena (2), Kopy elah zay
Cut Nas : « Reprezent, reprezent … »

X-tah
Ok bandy, tsy azo ferana  am rap mampandihy
Vonon-Kiroso toa resy  lahatr’ I Gandhi
Peace ka ! “…tsy ang… ry caty lay tsy izy ry bandy e…”
Rap nafanaina aman- taona ty  tsy ho frizy ka  Jento.
Antsembohana anakiray vidina lafo yeah!
Atao aloha ny fototra, ny rindrina voatafo
He, nahoana no mitsako bil
Tsy aleo ve tsara kotrana sy kopy vo styl
X-tah.
Lay beat gravy, tsy midongy oh mpitsara migrevy
Rap voataiza tam 93 ny ah mi-groove
“Ok baina a!” Hatram zao ny vibe zaraina
Refa maka mic dia am fo no bedaina a
Jento
Zanak’omby voajanahary tsy ampianarin-domano
Zanak’andriana tsy ampianarina kabary
Zanaky ny lalàna mi-reprezent e
„Tsy ampianarina mi-kif a …“ ny kolo-tsaina mainty e

X-tah
Oan ny akama lim-pivoarana tsy mila salobona
Rap no kozy dia be no tsy mahatombona
Rehefa hitravy ny vava akombona …”Ay marina io!”
Tarafin’ny hazavana ny tava tsy hanjombona
Manamboatra ny kolo-tsaiko saika rava
Iray fo am fokonolona oh I Ratsimandrava
Ny Hopp Da, lay kofy nisakra ho kamigany
Represent hardkor avy dia brigany

Refrain:
Misolo tena (2)

Benj
Han, lalim-paka tsara fototra izy ty
Lasa hazo avo halan-drivotra izy ty
Any amin’ny hafa no matahotra tsy ho atao ambanitany
“Ny kolo-tsaiko tsy ho kenaiko zay tsy hanao ambay tany!”
Aoka aloh fa mbola misy te-hoderaina oh ny olitra
Efa hita fa … ay zao mbola hanaovany ankisitrika
Huh huh huh, yo yeah paw … uh huh!
Aza mifandrombaka fa mila MC mendrika masah mahavita

Misolo tena, MC, B.Boys zay mpandih
Misolo tena, Beat box, Dj, Graffiti
Misolo tena, Nifandimby sehatra am taranja hafa
Misolo tena, Voatendry ka tsy tokony hihafahafa
Mifolo tena, Tsy mitsahatra maraina atoandro andro aman’al

Misolo tena, Ambony ny riff fa ny Neo-meta
Misolo tena, Ataovy ambony ilay fanevan ny kalitao
Misolo tena, 12 taona tsy nanova palitao
Zay tsy kopy lay tantara na hoe tonga tafara han
Ny aty tsy asina kafiry ka ho asina kafara han
Jinjaina ze nafafy tsisy asiantsika very han
Antsoy ah hoe Da Hopp le kapain-tsy hita fery yeah!

Refrain:

Publicités
No comments yet

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :