Aller au contenu principal

Tsiky sy tomany – Raboussa

avril 2, 2009

Androany ny fotoana andefasako aingam-panahy
Henoy tsara ity koziko ity fa nataoko ho an’ahy sy ho an’la
Izay fifaliana ao anatiko ao
Izay lalana nodiaviko hatramizay kahatramizao
Ho an’ny akama rehetra nandao efa ela be
Tao anatin’ny pokona maro niantso fa tsy nisy nandre
Ho an’la izay heri-tsaina nandingana sarotra
Ho an’ny koziko tsy tatin’la fa hoy ela hoe mafinaritra
Ela naharitra olana bobaka nakaleo
Nirevy niaraka tamin’ny akama de tsy tadidy izay zava-niseho
Milay zany fa reveo, de amizay miodina ny daty
Fa raha zay adi-tsina hisy foana izany mandrapahafaty
Fatako, fa ela mataty na ny olana ary lasa aretina
Henoy ny vazoko hitondra heri-tsaina tsy takatr’eritreretina
Zay foana entina, hatrakao ny loha fa zany ny tany
Tsiky sy tomany

Ref:
Hatrakao ny loha fa izany ny tany, zay ilay tsiky sy tomany
Hatrakao ny loha fa izany ny tany, hatrakao ny loha fa izany ny tany dia tsiky sy tomany
Hatrakao ny loha fa izany ny tany, dia mbola tsiky sy tomany
Hatrakao ny loha fa izany ny tany, tsiky sy tomany

Lalana, fonenan’la maraina mandra-pody masoandro
Ny ao anatin’eritreritr’ela koboko amin’ny fomba fiakanjo
Ela ilay manana tanjo lazaina fa ratsy taiza
Fa ela mandresy amin’ny izay trafitra hatraizatraiza
Nanakiana ny pokona tamin’ny fiainan’la ela androany
Fa ela tsy maintsy mandresy, raha mba tsapany manko izany
Aleo ny lasa hoy aho ny lasa fa hatrakao ny lohan’la
Zanahary o, tsolovy ny lalan’ny kofboy izy lahy
Fankahalana ny an’la mamela tachy ohatran’ny loko
Tsy maha gaga izay tsy kopy raha milaza an’la fa jilamboto
Niainako izany de hinoako, ampiakarako aingam-panahy
Hitongilano amin’ny foko, de avy eo milay izany fa tsy quoi
De ny rima soratako, handefasan’la vinany
Fa itsika sy ela mitovy raha maty tsy misy mpitomany
Zany izy zany, fa ny fiainan’la hiraiko hatrany hatrany
Ilay fiainan’ny ambanin’ny tany
Tsiky sy tomany

Ref:

Zandry a, henoy zay koziko izay fa indraindray mety ho marina
Hi-kozy ny hafaliana, ny alahelo sy ny tariny
Ny aingam-panahy tsy fahazarana fa fomba fanao
Rehefa ohatr’otry izao
Tao anatiko tao ho antsika sy ianao
De ze inspire natosiky izay kanaty maneno
Ampieritreritra ny olombelona rehetra izay mihaino
Fa ny lalana fomba fanao are-tsaina no koziko eto fa marina ny fanahy
Mpandresy no mitoetra ao anatin’ny feo-ko fa ny miobena
Androratako zay ditran’la hatrizay
Nifangaro tao ny ranomaso sy ny tsikitsiky indraindray
Ilay  ditra tsy mety ho afaka fa mikoriana amin’ny ra
Raha maty ary ny fanahiko de tao anatin’la
De raha misy mi-kozy hoe jilamboto ela any aoriana any
de tadidio fa izaho izay no tiany kozina amin’izany
Fa aloha mpandresy ambonin’ny mpandresy izay rehetra aman-tany
Manomboka androany
Hitsiky tsy hitomany

7 commentaires leave one →
  1. taikra permalink
    mars 16, 2010 2:21

    nimport kwa éé ,tro comercial, dé oé koboko amny fomba fiankanjo tssss nga ela andriamanitra malala ny eritreritriny olona?? zvtr ny sainy olona dé presk mitovy daholy ,vola ,revy ,vehivavy,voninahitra,fiadanana …. lédala milaza fa t »sy mitsy mpitomany » nefa ny titra nlé vazo tsiky sy tomany…. ,dé oé ny ditra mikorina ao anatiny rah,faible izy zany fa manaiky ho resiny ditra ,ianao topony fiainanao rah té aditra ianao dé maditra zany rah té hendry ianao dé té hendry fa tsy misy anizany mikorina anatiny rah zany….. zany oé reo tsirairay reo efa vodiniko daholy fa lé rabousa tsss mamoriporina triste mba ho kifeny olona satri ny olona tsy andalina anizava teneniny mihintsy fa mieno ftsny tro comercial ééé ,efa tany d’efa comerce kay..

    • TAAZIME permalink
      avril 8, 2010 8:31

      Le azzaaaaaaa aloa any miteny teny manoava aloa zay vitany Raboussa d Zay my cause l’ty hey tso de ……….

    • six permalink
      avril 11, 2011 1:07

      taikr> ts aiko zay fandraisanla anazy na faibl na ts faibl fa mbo manaova jerevanay e!!! fa za alou afaka miteny anla fa mapitraka io vazo io!! ary za mino fa bdb no afaka miteny anzany…ny fiananala mety milay b any d tohizo any ny anla kou inn mou ny olana! milay zany.

  2. lalaina permalink
    Mai 21, 2010 1:49

    marn fa sam manana ny safidy ny tsirairay,ka ny ira ane atao zay ankafizany piaino azy e,tokon ref ts tinao d zay fotsny faza atao manaratsy ny ataonolona fa ny anao alo jerena vao mitsara fa ts mety,mazto d zay ny afatra,bisou

  3. Lan Andria permalink
    août 25, 2010 8:15

    taikra! ny rap lesy ts mahavel a!

  4. rap haintsohaintso permalink
    octobre 1, 2010 8:39

    tena aleo tsy mikozy refa tsy mahay fa tsy moramora nge mamorona vazo otranren fa zan oe mampilay azy fotsn matetika le vazo refa malaza vo tena be mpanakiana, fa raha mahay toi le micritique be io de manova jerena

  5. Nani permalink
    mars 13, 2012 2:55

    manaova lisany mba jerena raha mahay e!fa aza kianina ny any afa!

Répondre à Lan Andria Annuler la réponse.