Skip to content

Voamason’angatra – Mista

avril 2, 2009

Ilaiko ny plenta, manambana ny inspirako rehefa tsy imoov
Milay ny tatatra fa tsy maimbo ny vava; mirapy tsy mahatsangana vovo
Ity vovom-bonikiazo tsy te hipetraka amin’ny maso efa bongo
Ny stidaka fotsiny no antsoina hoe trano bongo misy ronono
Raha nanao prise aho afo be milatsaka amin’ny habakabaka
ntsikia tsy hambakambakaina, tsikia ilay akanga tsara soratra bobaka
Rehefa rehiko ny pitipiti-drora nitobaka dia ataovy ny addition
De mody hisen-a ahy fa ny aloky ny tanako mahita misafo, ny téton
Ny jingsan’la. Lalana ny kofa fa tsy hoe manao rap momota
Isan’amontana roa aviavy telo tsy maty manota satria
Ny ahy zama ampiandrasina ny Jesosy Mamonjy ny volume 1
Aleo mody tay boretaka raisina i Balita dia velomina indray
Veloma indray satria ny kitro ny an’i Mista no atao kit-card
Mikitikia eran’ny vazan-tany ny akama manboly rixa amina hectar
Eto ny accord mivalana tsy hanakapohana guitar. Samy te ho Papa
Jean-Pôly izao le poaly  endrasana saingy amin’ny lavaka la clé za no mipoly.

Ref :
Midadasikia ny lalana, midadasika fa tsy hita soritra
Ye ye midadasika anatin’ny aizina

Vao miresaka tsy miovra amin’ny saramba ohatran’ny manao cloty vy
Bogota colomby sary 24 ora 24 ora ao anaty ksi(x)
Hoan’ze te hiazakazaka anao mahatana Jean de lacroi
Ny aty la-cri-ma zendana ny folo ambroampolon’la mbola analako roa
Ka toloran’la bonoka sa tisaka sarisarim-bonikiazo
Seriserina amin’ny basy mifahana fa ra mihaotra ny tafondro
Mahazo ny akama ra be filaza aleo ny ahy aneno in-telo ny akoho
Akon’ny taona milako saingy ny mic raisin’ny tanako mbola feno eko
Ekeko satria tonga hatreny amin’ny bar ny fiheritreretana rixa ry lety
Oh lety matoa tsy mbola nipoan’ny daba le fandeha bligbligno
Natao metimety ka kelikely rova ahitana soratra komanbe tsy azo anaovana maloto
Melodikia miloko ny volon-tanin’i zamerika rehefa kapa dia loto.

Ref :
Midadasikia ny lalana, midadasika fa tsy hita soritra
Ye ye midadasika anatin’ny aizina

Norma ra volovoleina, volavolaina isakin’ny cartier
Ela no manaiky jokijokiana atao cartina fa mbola nofinofina cartoon
Masahy mody amin’ny sligata cartel rehefa raisina ny cocktail ana zama
Zany moa tsenabe ana lirix ohatran’ny eny amin’ny Bogota ny an-zoma
Dia ny tara tasiko no valam-pary ka tazomina anaty boribory ny kitasony e
Araky ilay hoe tsy hipabla an’la na miaingia amin’ny kito shoese
No katesizin’ny kofa ty rap tsy ampandalovana voamason-jaza
Vao masila mizozy m’inspiraka coursa vam taritina amin’ny vava
Favy Mista mihintsy no voamason’angatra saingy tsy manao marabou
Mihira bon na ny tanjona dia tsy adehaka mora be ny ahy na maro be
Aza no tsy anaty TV ilaina ny manatavy fitombenana satria zatovo
Ka mikitikia ny anjely mpianbina rehefa mba te hiaino vazo.

Ref :
Midadasikia ny lalana, midadasika fa tsy hita soritra
Ye ye midadasika anatin’ny aizina

Publicités
No comments yet

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :