Skip to content

Vaovao faramparany

janvier 13, 2010

Mirary taona 2010 mahafinaritra ho antsika rehetra. Miala tsiny raha toa ka izao vao mihetsika indray ny blog, iaraha-mahalala fa enjana ny fitadiavana amin’izao dia somary tavela kely ny fikarakarana azy ity. Ireto aloha ary misy vaovao tapatapany azo farany.

  • Namoaka 2e album  ho zaraina i Nosmas, antsoy lery na koa andefaso mailaka izahay (hhdago_at_gmail.com) raha toa ka te ahazo ianao.
  • Hiakatra antsehatra indray i Mista, solo io, any amin’ny volana Avril any.
  • Ny BCroix koa dia hamoaka album tsy hamidy fa ho zaraina koa.
  • Hamoaka vazo 5 ny BMaso, spécial afondasy izy io, ary misy an’ilay titre « 17 octobre »
  • Kofa roa no nandao an’i Madagasikara dia i Masakado, hanao légionnaire, ary i Jimskyron kosa hanohy fianarana.

Izay indray aloha no azo ambara amin’izao voalohan’ny taona izao.

Publicités
10 commentaires leave one →
  1. damamy permalink
    janvier 16, 2010 11:18

    i masakado dia efa ni deserta tany @ legion ka efa migalera eto paris

  2. janvier 29, 2010 5:09

    Msaotr s makasitraka ary itombo atran n avon’ ny hh dago malagasy

  3. Mahmud Ahmadinédaz permalink
    mars 4, 2010 5:49

    Tsy ampy bdb lé vao2 an’lisany an!!nefa merci ihany am zavatra efa vita.Ny tenako membre-na grup atao hoe BAGDAD avy ao Ambositra dé mba té hitady vazo gasy maro2 fa tsisy afatsy La Fouine sy Rick Ross Ary Booba,zany vazo avy any ivelany no heno aty amTanana.Inona no zvtr tokony ataoko

  4. Nixbigup permalink
    mars 8, 2010 4:05

    Kez! Ilaiko mints io vazon’i Bmaso io fa aiza no mety ahazona anazy?
    MC

  5. sayid Lyon permalink
    mars 9, 2010 3:55

    masakado………………dia kopélah!malaza v léry ra tsy nteny ratsy sy nanopa ftsn??peace

  6. taikra permalink
    mars 15, 2010 3:18

    za manana anlé 17 oktobra iny fa tsy aiko oé iza no nanao an’iny ;mety kd na b-maso sina feno MP3 valo bobaboka ato amiko zay mitady

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :