Skip to content

Raboussa tao amin’ny CCAC

mars 2, 2010

Mpakafy HH gasy iray eto no mizara aminay (sy aminareo) ny fahitany ny zava-niseho tao amin’ny CCAC ny Zoma hariva lasa teo nandritra ny fampisehoana nataon’dRaboussa. Ialana tsiny moa fa tsy nahazo sary izahay tamin’io fotoana io ka izay manana ka vonona hizara izany dia azony alefa any amin’ny hhdago(at)gmail.com.

Tontosa soamantsara ny hetsika notanterahan’ny Tarika RABOUSSA ny zoma lasa teo tao amin’ny foibe ara-tsaina Albert Camus. Azo lazaina fa fahombiazana tanteraka no azon’ny tarika satria dia afa-po tanteraka ireo kil marobe tonga tao. Novazon’ny tarika nandritran’ny hetsika ireo vazo ao anatin’ilay album vavao: Henoy za. Tsy adino ko nefa ireo vazo tao anatin’ireo album 2 efa navokan’ny tarika (Rap mandrakizay…). Na dia somary nitaraina kely iany aza ireo kil zay tonga tao amin’ny CCAC nohon’ny alafosan’ny vidim-pidirana (6000 Ar) dia tsapa fa mbola maro ireo mpakafy ny Tarika Raboussa. Anisan’ny zavatra tsikaritra tao iany ko ny fisihan’ ireo kof boy izay efa niondana Raboussa atrany ampiandohna. Nanomboka tamin’ny concert- Raboussa tao amin’ny Espace Dera (faraparan`ny taona 90) ono ry zalah tsy niala mintsy atramin’zao taona 2010 zao. Isaorana ireo kil tonga bobaka be tao amin’ny CCAC zay nampiseho indray ny fitiavany ny Rap Gasy. Ho ela velona ny HIP HOP Malagasy.

Besorongola

Publicités
One Comment leave one →
  1. TAAZIME permalink
    avril 8, 2010 8:27

    Spécial pour toute l’équipe de Raboussa je trouve que c’est un des meilleurs rappeur malgache la bande à Raboussa à un super avenir avec ces inovations dans le monde du RAP avec ce style et ce nouveau rhithme.

    Bon courage

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :