Skip to content

Marion tany Diégo

mai 18, 2010

Nirefotra tanteraka ny Gymnasen`ny Diego tamin`ny Alahady 17 Mai lasa teo. Tonga masika nanao LIVE tao amin`ny gymnase Diego tokoa mantsy I Marion. Efa ela tokoa mantsy no niandrasan`ny kil an` zany LIVE Marion any Diego zany. Tanteraka soamantsara izy iny. Tsy tafatombina teny amin`ny toerana nipetrahana mintsy ny kofa sy ny kala fa nirona nakeny @ devant-ny lapihazo. Nisongadina nandritra ny hetsika ny fitiavan`ny kil an` Diego ny R`n B Malagasy. Tonga tao daholo mantsy na ray aman`dreny na ankizy, indrindra fa ny tanora (Kofa bogosy sipa manja kely bobaka b). Izany no midika fa mkifa R`n B malagasy ny kil any amin`ny faritra. Somary nisy blem (fahatezeran`ny kil) kely iany kanefa na dia izany aza. Araka`ny dokambarotra nalefa tao an-toerana mantsy dia oe ho avy iaraka amin`I marion I Y-Zit. Niandry atramin`ny farany kanefa ny kil fa tsy tonga ranamana (Y-Zit). Maro noho izany ireo kofa sy sipa somary naka lagy (diso fanantenana). Tokony hialana ny zavatra toy izany amin`ny manaraka satria manimba an`ity HOP HOP Malagasy izay kifetsika ity. Isika ato anatin`ny tontolon`ny HH Malagasy ity mantsy efa malaza ratsy izay ihany eo amin`ny tsy fahamatorana rehefa mikarakara LIVE. Na dia izany aza dia isaorana manokana I Marion tsy nanadino ny kil any amin`iny faritra avaratrin`ny nosy iny.

Besorongola .

Publicités
No comments yet

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :