Aller au contenu principal

HH Dago

Autre fois sur hhdago.net, HH Dago est un blog sur le monde du Hip hop Malgache maintenu par de simple fans qui veulent soutenir et promouvoir cette culture à Madagascar.

Nous vous invitons à partager vos news, photos, sons et vidéos que vous soyez DJ, MC, Crew, Danseurs, graffeurs ou autres en nous les envoyant par email au hhdago_AT_gmail.com ou en nous contactant par cette même adresse.

54 commentaires leave one →
  1. raboux permalink
    novembre 5, 2009 3:47

    aiza ny ahitan ny street wear gasy fa te ividy mafy

    • Tah's permalink
      novembre 16, 2009 7:10

      kaizz..Any @ La rue ihany aloha no mbola hitako poin’s é…Na dia lafolafo aza

  2. décembre 19, 2009 5:57

    yooh men tena mavesatra loatra le laznjany le fichier tokony mba atao maivana kokoa tena mba mila zavatra mba ohotry izany ihany koa anie public ra nosmas siora bigup avy aty ra nj mc avy etyivato

  3. Raym's permalink
    décembre 31, 2009 3:39

    aiza mis ny mbla 2677?

  4. janvier 15, 2010 5:33

    misy tena vazo band mirap amina ara pilazantsara reny ve sa ahoana

    • juillet 4, 2010 11:52

      misy lesy e!tabataba masina ny anaran’ny ery zalah

      • rado permalink
        Mai 17, 2012 4:35

        mba omeo num phone na toerana hahafako mividy vcd na cd audio ni tabataba masina misy ilay hira hoe mila manambady tsara fa ilaiko merci zandry aty amini tontolo ny vavaka ny tenanay fa mankafy ilay kanto merci

    • Yaz permalink
      janvier 17, 2012 8:14

      misy an!!! Chroniqueur Yaz sur FB

  5. hhdago permalink*
    janvier 18, 2010 9:09

    Raym’s> Ndraso haka info dia kozina ialahy

    nj> Misy any ka

  6. février 3, 2010 8:14

    K’AIZA. Ny anarako dia RANTO, azo antsoina kou oe MOLOTOV. Mafnartr le fandaharana. azo asiana dedigace v amnio?

  7. HH Dago permalink*
    février 5, 2010 9:04

    K’aiza Ranto, efa hiainga ny dédicaces atsy ho atsy fa mila miandry kely aloha, eo ampikarakarana ny num izahay amin’izao. Okay.

  8. février 20, 2010 9:17

    merci, amle dedicace. ary afka mangatka ve: ohtra biographi ana MC na rappeur isak ny fandaharana? exmple: damian marley

  9. février 20, 2010 9:23

    saika adino. ny reska momba ny « philosophie rastafari » sy ny « rap hardcore », misy ve ny fifandraisany? ranto

  10. HH Dago permalink*
    mars 4, 2010 8:55

    Ranto> Alefaso foana aloha ilay bio tadiavina dia ho hita eo 🙂

  11. mahmud ahmadinédaz permalink
    mars 5, 2010 11:43

    Lé bum vao2 reny vé raha afarana amlisany d tonga direkt ao amlé adresse angatahana azy??

    • HH Dago permalink*
      mars 18, 2010 9:11

      Tonga dia antsoy amin’ny phone i Nosmas na alefaso mail hhdago(at)gmail.com ny num an’ialahy.

  12. rakoto permalink
    mars 17, 2010 11:24

    misy resaka oe fidirana membre ve ty vô afak mi-publier sary ato sa aôna ny atao? d ty v le site HHdago.tk an’i nosmas sa afa? d mba meo top zay refa fonctionel le site ozireh.fr.cc e!

    • HH Dago permalink*
      mars 18, 2010 9:08

      Raha manana sary dia aleo alefa mail aty amin’ny hhdago(at)gmail.com fa tsy afaka miditra membre ato amin’ny WordPress. Ieh, hhdago.tk sy hhdago.net ihany ity fa izany hoe tsy nanambola intsony zay hanofana nom de domaine sy hébergeur dia aleo aloha ato satria gratos ato.
      Ny site ozireh.fr.cc mbola eo ampiketrehina, sarotra ny manao zavatra, fa mikozy eto ihany ‘zay refa misokatra izy.

  13. raym's permalink
    mars 19, 2010 2:32

    Aza miala @ rap fa mlay io!

  14. rakoto permalink
    mars 19, 2010 10:40

    ok ok, merci lesy bandy e!d msôtra ko @le vao2 faramparany fa efa ela2 ian tato tsis news zay!

  15. zuz permalink
    Mai 3, 2010 11:23

    fanajana oan pkifff rap malagasy.
    six be oan nosmas sy ze pkarakara ee!! RANGODA clan

  16. T.O.S.S permalink
    Mai 4, 2010 3:19

    fañajaña aloha alèfa @narö jiaby ao @hhdago!! zahay avy aty sambava mba mikiff koa.?kely mba azonay atao mandefa vazo mba ho publiéña @hhdago ohatrin’ny mp3 ELTAGA ao @ le site?

  17. HH Dago permalink*
    Mai 6, 2010 12:38

    Okay zuz 😉

    T.O.S.S> Sura mihitsy eh. Tonga dia alefaso mailaka ao amin’ny hhdago[@]gmail.com ilay vazo.

  18. Tax permalink
    Mai 9, 2010 6:44

    Slt! Aiz no nety ahitana ny album vaovao any Radouble

  19. CeVeRe permalink
    juin 7, 2010 3:30

    Kaiza. Mety poins ve ra mangataka ary omena le vazo ireny (rap gasy le tena gisa mainty) sa mailo @ le piraty de tena tsy maazo ny mpiondana. Okay

    • HH Dago permalink*
      juin 9, 2010 4:55

      Io miankina amin’ny tompon’ilay vazo ihany. Raha afaka zaraina ilay izy sady anananay dia apetrakay eto foana 🙂

  20. juin 23, 2010 11:18

    big up hoany rap gasy et pourquoi ne pas parler des rappeurs malgaches installé en france ils sont nombreux en plus

    • Ampefiloha permalink
      août 23, 2010 3:07

      kez kez! humm ay v misy rappeur gasy zan any Frantsa e!
      Tsy mba misy news zan mihodina mihintsy eto @ tanana! ono a mety fantatra tw zan le bandy avy any Marseille hoe Skyra!
      bon za kou ba te itatasiaka @ lisany fa alefaso ny contact dia hita eo ny tohiny!
      Peace!!

  21. HH Dago permalink*
    juillet 5, 2010 9:18

    Très bonne idée, envoyez vos news et on en parlera durant l’émission. Si vous avez des sons, vidéos ou liens nous les partagerons ici.

  22. anjara permalink
    juillet 23, 2010 3:53

    nareo nama MIAVONAVONA b e

    • HH Dago permalink*
      septembre 8, 2010 12:47

      Fa aoana hono? Taiza izany dia oviana? 🙂

  23. août 30, 2010 2:27

    ty less misy site vaovao rap gasy mba jereo e http://hiphopmada.site.tc
    afaka ienona vazo ko ao 😀

  24. angel permalink
    septembre 8, 2010 4:04

    mb asivo news an’i psykopasy oe mb jerena.sinon mlay le iz e.suuuuuuuuuuuuuuuuuur!

    • HH Dago permalink*
      septembre 8, 2010 12:45

      Misaotra eh. Mandefa izahay refa misy 🙂

      • lalana permalink
        septembre 15, 2010 10:01

        kez kez! hamoaka clip vaovao Psykopasy @ herinandro! zay ny news afaka zaraina d’efa courage lisany fa lery eo foana ono e!

      • HH Dago permalink*
        septembre 15, 2010 2:53

        Lalana > Misaotra nizara eh. Dia efa miandry izany izahay.

  25. tagman permalink
    septembre 10, 2010 4:17

    afaka mantitra le album rima filozofal, Avat’ Art and Street Quality ve any @ vivin ve radouble fa efa lany ny any nefa mbola mis te anjifa be

  26. big permalink
    septembre 10, 2010 4:33

    aiz no mety ahitana an le album Avat’ Art and Street Quality,Rima Filozofaly fa efa lany ny ao @ vib in ankadifotsy

  27. septembre 23, 2010 1:40

    Miarahaba ny rehetra, ito vo tena vita tsara ny site web officialy TANGALA, http://tangala.u7n.org

  28. HH Dago permalink*
    septembre 28, 2010 10:13

    Mahafinaritra eh. Misaotra nizara ny vaovao.

  29. octobre 7, 2010 9:11

    Kéz e.embassadeur av aty bira no msera.rah mis vao2 d mb anipazo e

  30. raym's permalink
    octobre 11, 2010 3:07

    Mlay ranga le rap a!koze
    Mtady vazo nostha & cushy zay ra mis ato !
    Mba asio maso kel io

  31. Soke permalink
    octobre 28, 2010 10:01

    K’aiz e!!!Mba asio an le nouvauté ambany gorodona b reny ranga; oatra oe Mista ,tag ,doubl 6, sns e!Big up

  32. Andry Toky permalink
    novembre 5, 2010 6:53

    mlay le rap atreto saingy to tsy de misy live mihintsy
    sa zah no tsy maharak.okay e

  33. Andry Toky permalink
    novembre 5, 2010 6:55

    k’aiz e,le afondasy v mety mbl hitohy?

  34. Andry Toky permalink
    novembre 5, 2010 7:01

    KAIZ OH?mba mitady album tabataba masina ?de aiza no mety ahitana
    contacte andry lerony.

  35. Andry Toky permalink
    novembre 5, 2010 7:06

    mlay be le site web n’tangala ;firy2 ireo mpanao rap eto
    dago no manana an’reny?na le fond aza tonga de am’le
    (loko meta mht)tsidio2 ry zalah fa mlay an.Big up
    ho an’tangala.

  36. RAKOTOARIVELO Haja Tiana permalink
    décembre 23, 2010 5:32

    Kèz e!Otran mila fiaraha miasa r’za zay a.Aty A/zaka.Mba afaka manolotra news rap syga v?Avy aty aminy RADIO AMOMIX PLUS AMBATONDRAZAKA ihany.Sur!

    • Tahina permalink
      janvier 25, 2011 12:07

      Okay, miala tsiny fa zao vao mba misy fotoana kely hidirana ato :/ Tonga dia alefaso ny news fa vao maika milay ehh!!

      Siks

  37. RAHERY permalink
    février 2, 2011 1:04

    aiz n met ahitana bum doubl 6 ankoatra ny eny am vibe in

  38. Mai 20, 2011 3:02

    Asivo neuz momba n frontline crew hoe e!! sa aiza daoly reny zao! S.K.Y zao manao in, Keusti zao aiza??

  39. raym's permalink
    juin 19, 2011 6:09

    sod mis manan le zik
    AORAHA ze manana

Répondre à Don Smokilla Annuler la réponse.