Aller au contenu principal

Interview Koms

septembre 17, 2010

Tafa kely version speed niaraka tamin’i Koms tao amin’ny Facebook.

1) Iza moa i Koms?
Nivonjohary Ranaivosoa 27 ans mariée 1 petit garcon.

2) Inona no antony nahatonga an’ koms ni-RAP?
Ny antony mo d tena tsotra b. ny fankafizana an le mozika rap,mozika tiako, d ngamb n azo lazaina hoe tombony keli d ny fifaneraserana tamn n kofboay mpilalao teny ankatso tam 1997 / 1998

3) Tsy nanahirana v zany oe jôba ni-rap zany t@ zany fotona?
Somary nanairana keli ian a!!!!! satry ts d tena mbol b ny tovovavy milalao an l hh tam zany!!!d matetik az sokajian ol sasany hoe marginale mais bon n essentiel kan T b1 ds ta peau , peu importe ce ke pense les otr!!!ny ol akaiki ana ko tena nanohana b mints!!lol donc …

4) Inona ny souvenir tsara nanamarika an’ toi tao anatin’ny HH malagasy?
M jemaim b v ra hanao za hoe tsara daol sady mafnartr fona ny ao anatin lay tontolo!!!! fa ra oh ka ts maints misafidy 1 za d aleo atao hoe le aftershow reny!!!mafana tsara ny ambiance sadi ts manantsahala mints

5) Tsy enoeno intsony Koms eo @ sehatrin’ny rap gasy, inona no mety antony
zay alo d tena marina . ts heno2 mints noho ny adidi aman andraikitra , eo koa ny fiainan tokantrano kely, fa mbola eto fona ka . manohana foana an ty kolontsainantsika ty.

6) Ny fahitan’ i Koms ny HH malagasy @ zao fotona?
ny HH am zao tena azo lazaina hoe mirobo2 fatratra , tiako marihina keli ny HH ny andriambavilanitra izay tena efa miha besaka tokoa sady miha mivoatra hatrany seulmt mis ian ko reo mc fosika !!!! lol b d otran hitako ts d ampi lotra ko ny emission , site internet , ts haiko n tena manazava anazy fa ny sensibilisation an le culture hiphop btsk ian manko n tena mbol ts d tena mahafantatr tsar fa mand1 antendrony tena big up b ho anareo mampahafantatra sy mbol manome fitokisana n hh alo e

7) Hafatra ho an’ny pikifa HH eto @ tanana
Ny hafatra d vohizo tsara ty kolontsainantsika ty r zala d aleo mifanome tanana hatrany hanandratana avo an azy ty. ts mety tsn le mfamingana am le rsk ambony sy ambany gorodona d aza miala amin hh fa tohizo hatrany…

Isaorana i Besorongola

Oh No! – Aknarsik Feat Lamtah & Tolo Shakespeare mp3/podcast

juillet 29, 2010

Télécharger

La Fouine en concert à Madagascar

juillet 22, 2010

Le bruit courait déjà depuis pas mal de temps mais maintenant on a la confirmation que le rappeur français La Fouine, qui va faire une tournée dans l’Océan Indien, va fouler nos sols pour un concert au Stade d’Alarobia le Mercredi 4 Août prochain. Il suivra donc les Saïan Supa Crew, Diam’s, Busta Flex et autres rappeurs étrangers qui sont venus partager un peu de leurs vibes sur la grande île.

Comme d’habitude il sera précédé d’artistes locaux mais dans une interview sur Sobika l’organisateur Kanto Prod a annoncé un concours pour découvrir de nouveaux talents. Ce qui n’est pas mal du tout du fait que le public s’est déjà plein à plusieurs reprises du manque de nouvelles têtes sur les grandres scènes du Hip hop Malagache.

Site officiel : http://www.lafouineamada.com/

Lieu : Stade d’Alarobia
Horaire : ouverture des portes à 15h
Début du concert : 17 heures
Show de La Fouine : 19h
Place : 10 000 ariary (grand public) / 50 000 ariary (V.I.P)
After-show (sur invitation) : Kudeta / Carlton

Edena Vaovao – Psykopasy & Mista & MBL mp3/podcast

juillet 21, 2010

Efa napetraka tato ihany ity vazo ity fa saingy avy tao amin’ny Youtube no nisy azy. Ity version iray ity kosa dia mp3.

Télécharger

Tsangambato – West feat Doubl’enn mp3/podcast

juillet 14, 2010

Télécharger

Izy Telo Mianako – Nosmas Ozireh

juillet 13, 2010

Mitovy Ihany – Farah feat Anyah

juin 17, 2010

Bboy JSK – Streetfighter

juin 11, 2010

Ity izany vidéo sendra mba nalaina teo amin’ny CCAC juste alohan’ny concert an’i Silo eh 🙂  Somary maizina ny sary sady manary focus matetika ilay fakatsary kely fa ialana tsiny.

Crunk’n’B – Wiz feat Nical’s Podcast/mp3

juin 9, 2010

Anisan’ny tanora misandratra ao anatin’ny tontolon’ny hh gasy izay mivohy ny gadona dirty south i Nical’s ary mila arahina maso tsara fa manao zavatra milay. Nandray anjara tamin’ny concert Jus de Mista tao amin’ny AFT koa ny tovolahy.

Télécharger

Ahirato ny maso – Psykopasy Podcast/mp3

Mai 26, 2010

Vazon’i Pasy efa taona maromaro lasa izay ity nefa toa mbola mitombona ihany atramin’izao.

Ato ny tonony | Ahirato ny maso – Psykopasy mp3